Tonga Soa

Tonga soa eto amin'ny takelaky ny serasera.org tranonkala malagasy hifankahitana sy hifandraisana amin'ny namana malagasy maro amin'ny firenena maro.

Endrika vaovao

Niova endrika kely ny namana.serasera.org mba hiomanana amin'ilay tena serasera.org vaovao izay hivoaka atsy ho atsy. 

Mampidira tsikera sy torohevitra momba ny endrika eto

boxhome2

Takelaka notsongaina

MALALASON

MALALASON, na Rakotomalalason Jean Olivier, dia poeta mpikambana ao amin'ny Faribolana Sandratra. Mpanoratra sy mpamoron-kira ary namorona ny tarika BITAKA koa izy.
(07/09/2008) | Jereo eto

Dinika serasera

Mba mangataka ny tononkiran'i Manou_pazzapa 5 izay manana azafady "Laisse-moi chanter". Merci... (anahely - 20/11/2008) tohiny »
Salama indray isika mpakafy NY MPIANTAFIKA Gospel. Mizotra mankany amin'ny tsaratsara kokoa NY... (aah - 20/11/2008) tohiny »
:?: Salut Ra-hery a! Mbola tohin'ilay hevitra nalefako teto ihany ity e, nefa dia toa voafafa... (rafangotsohana - 20/11/2008) tohiny »
Raha ny hevitro dia tena hadisoana lehibe ho an'ny mpanohitra ny tsy mba nanatrika io fihaonana... (didimaso - 20/11/2008) tohiny »
Mba azo faritana ve hoe inona marina izany macho? contraire-n'ny feministe ve ilay izy? sa... (sitlo - 19/11/2008) tohiny »
Mahafaly ny mihaino sy mizara ny finoan'ny hafa.Mahatonga ny tena hifikitra amin'ny finoan'ny... (niryna - 19/11/2008) tohiny »
Manahoana daholo , hono oa ry namana naheno t@ olona aho oe azo atao hono ny manahena taona ,... (rurik - 19/11/2008) tohiny »
Mahatsapa aho fa misy olona mahatsiaro voatsindrona refa misy dinika ka mifandraika @ ilay... (ainaheri - 19/11/2008) tohiny »
slt ! azafady tompoko fa maninona rehefa mandefa hafatra ho an'ilay namako Don 109 zah dia tsy... (tsifoina - 19/11/2008) tohiny »
Mbola tsara ny ,TOMPO ,mahereza mivavaka (Saroy - 19/11/2008) tohiny »
boxhome3